dimanche 17 mai 2020

Maestro Étienne RAMBOATIANA (1930-2007) : "ORCHESTRA FOR 40 GUITARS"



Maestro Étienne RAMBOATIANA, avy ao Ankadivoribe Atsimo, Fanjakana Imerina, dia mpiangaly Zava-maneno maro, toy ny Gitara, Valiha, Sodina, Piano, Church Organ, Violon, Trompet,  Banjo, Xylophone, Gitara Beso na Doublebass, Amponga maro na Percussions, sy ny sisa hafa.

Izy dia efa Mpiangaly Mozika sy Mpamoronkira nitety firenena maro tamin' ny Kontinenta dimy manerantany (Afrika, Amerika, Europe, Asia, ...) amin' ny fitendrena Mozika (1958-1965).

Izy dia Mpampianatra Mozika, Mpitendry Orga am-piangonana, Mpitendry Mozika isan-karazany, Mpahay Hay Loko, Mpamorona Tononkalo, Mpamorona Hira sy Mozika mi-isa zato mahery (+100) amin'ny karazana Mozika samy hafa, toy ny Mozika Malagasy, Mozika Klasika, Mozika Masina, Mozika Jazz, Mozika Moderne,

 ho an' ny Zava-maneno isan-karazany,  toy ny Gitara, Valiha, Violon, Sodina, Flûte Traversière, Violon Alto, Violoncelle, Basson, Saxophone, Xylophone, Contrebasse, Amponga,  Percussions,

ary amin' ny karazany fampiarahana feo samihafa (Solo, Duo, Trio, Quatuor, Chamber Music, Choir, Choir and Orchestra, Grand Orchestra, ...).

Izy dia namorona "Concertos for Guitar and Orchestra" mi-isa roa ary "Concerto for 40 Guitars" voalohany erantany tao Antananarivo, 1979. Anisan' ireo Mpianany efapolo nandray anjara tamin' izany ny tenanay sy ireo mpianatra hafa tena nahay. Nandritra ny enim-bolana ny Famerenana ny Mozika, indray mandeha isan-kerinandro, ary Ora Telo isan-kerinandro, talohan' ny Fampisehoana voalohany tao Antananarivo. Azo lazaina fa tena Avo lenta eran-tany ny Mozika naseho tamin' io fotoana io.

Maestro Etienne RAMBOATIANA dia namoaka Mpiangaly Mozika maro, 

tahaka an'i Johns Rajohnson, César R. Mamisoa R., Dr. Bruno Rasoamanana, Toby Ramaholimihaso, Pascal Rakotobe, Gérard Randrianarivony, Coco Randriananja, Dr. Saholy Ranaivoarivelo, Michelle Radilofe, Nicole Radilofe, Sylvie Holisoa Rakotovao, Rachel Ramboatiana, Annie Ravelo Hoerson, Tianome Razakamanantsoa, Hery Rabarijohn, Hervé Rakotoarivony, Dr. Ndriana Rabarioelina, Nirina Tremarisoa Rakotomalala, Haga Ravelojaona, Dany Rajonhson, Lalasoa Hericole, Lala Perlin Andrianirina, Urbain Randria, Gabin Randria, Dimbitsiferana Hery Ravoniandro, Harilala Razafindranaivo, Doné Andriambaliha, sy ny namana maro.

ary maro amin' ireo Mpamoronkira sy Olomalaza Malagasy amin'ny Mozika hita ankehitriny no naka Torohevitra tao aminy.

 Efa nasaina manokana ary nandray anjara tamin'ny Fampisehoana maro izy, toy ny "Festival International de Guitare Classique", niaraka tamin' ireo Olomalaza Mpiangaly Gitara, tahaka an'i Maestria Maria Luisa Anido (Argentina), Gérard François (Maurice) ary Patrick Sida (La Reunion).

Nisy Konseritra Mozika mitondra ny Lohateny hoe "Etienne Ramboatiana: A Great Maestro of the Music" ho Fanomezam-Boninahitra azy, izay nokarakarain' ny Conservatoire National Supérieur de Musique de Madagascar (ONG-CNSMM) tarihan' Atoa Ndriana Rabarioelina, tao amin'ny Madagascar Hilton, Antananarivo, 1997.

Maestro Etienne RAMBOATIANA dia anisan' ireo Mpamorona Mozika Lehibe an'ny Taonjato faha-Roapolo manerantany, tahaka an'ireo Mpamoronkira  Isaac Albéniz, Enrique Granados, Heitor Villa-Lobos.

----------------------------

Maestro Étienne RAMBOATIANA (1930-2007) : "CONCERTO FOR 40 GUITARS".

The Maestro Étienne RAMBOATIANA came from the village of Ankadivoribe Atsimo, in the Kingdom of Imerina, Central Highlands of Madagascar. He was a Professor of Music, Church Organist, Poet, Arts Painter, Musician Concertist, and a National Composer who composed on different styles of Music, such as Classical music, Traditional music, Sacred Music, Jazz Music, and Modern Music. 

He worked as Musician and Composer who visited many countries in the five continents (America, Africa, Europe, Asia, ...) In 1958-1965.

He composed more than 100 masterpieces of Music for Guitar, Valiha, Flute, Violon, Cello, Vocal, Basson, Saxophone, Xylophone, Doublebass, Percussions, Piano, Organ,  and many others,

 with different numbers of Music instruments, such as Solo, Duo, Trio, Quatuor, Chamber Music, Choir and Orchestra, Orchestra, and Grand Orchestra.

He also composed two  "Concertos for Guitar and Orchestra". Moreover, he composed a "Concerto for 40 Guitars" which was a "première mondiale" because it was the first time in the History of Music, especially in the History of the Guitar that there were 40 Guitar players who performed together with a Music for 40 Guitars in the World (Antananarivo, 1979). 

 We are among his 40 disciples who performed the first "Orchestra for 40 Guitars" in the world (1978). And I was the first Classical Guitarist who was seated to his left on the picture. We did six months of musical rehearsals, one rehearsal of three hours per week, before the first performance of this first "Concerto for 40 Guitars" in the world and this musical concert was at the global top level.

Among his 40 disciples who performed this first "Orchestra for 40 Guitars" in the world, except Johns Rajohnson, Doné Andriambaliha and Harilala Razafindranaivo, were César R., Mamisoa R., Dr. Bruno Rasoamanana, Toby Ramaholimihaso, Pascal Rakotobe, Gérard Randrianarivony, Coco Randriananja, Tianome Razakamanantsoa, Dr. Saholy Ranaivoarivelo, Michelle Radilofe, Nicole Radilofe, Sylvie Holisoa Rakotovao, Rachel Ramboatiana, Annie Ravelo Hoerson, Hery Rabarijohn, Hervé Rakotoarivony, Dr. Ndriana Rabarioelina, Nirina Tremarisoa Rakotomalala, Haga Ravelojaona, Dany Rajonhson, Lalasoa Hericole, Lala Perlin Andrianirina, Urbain Randria, Gabin Randria, Dimbitsiferana Hery Ravoniandro, and other friends.

And he participated to many Festivals, such as an "International Festival of Classical Guitar" with Maria Luisa Anido (Argentina), Gérard François (Mauritius), and Patrick Sida (La Réunion).

A Musical Concert entitled "Etienne Ramboatiana : A Great Maestro of the Music" to pay tribute to him was organised by the Conservatoire National Supérieur de Musique de Madagascar (NGO-CNSMM) under the direction of Ndriana Rabarioelina, at the Madagascar Hilton, Antananarivo, 1997.

At the end, Maestro Etienne RAMBOATIANA was among the Great Composers of the 20th Century in the world, like Isaac Albéniz, Enrique Granados, and Heitor Villa-Lobos.


Antananarivo, January 10, 2021.

Pr. Dr.  Ndriana Rabarioelina,
President Founder of the Conservatoire National Supérieur de Musique de Madagascar (NGO-CNSMM)


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire